Andro niakaran’i Masina Maria any an-danitra ny 15 aogositra ho an’ny mpino katolika. Betsaka ireo namonjy ny trano fiangonana omaly tontolo ny andro, satria ireo tsy afaka ny maraina mbola misy lamesa ihany ny tapakandro hariva. Tsy vitsy koa ny nandray ny kominio voalohany na ny confirmation fanamafisana ny finoana omaly alatsinainy, teny amin’ny tranon’Andriamanitra. Ho an’ny rehetra, fotoana nahafahan’ny fianakaviana nanohy ny fiarahana ny omaly satria mbola andro tsy fiasana.



Source link

Andro fiakarana (NewsMada)
Tagged on:

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Time limit is exhausted. Please reload the CAPTCHA.