Nampilaza mialoha ireo mpanjifa rononon’omby ny mpizara ronono isan-trano fa hiakatra ny vidin-dronono manomboka ny volana septambra izao. Niakatra avokoa ny saran’ny sakafom-biby tsy maintsy vidina hitazonana ny kalitaon’ny ronono eny an-tsena. Niakatra 200 Ar isaky ny litatra ny vidiny, ka ny mpanjifa no tsy maintsy hampihena ny fatra alaina ka ny ankizy sisa no hisotro fa ny lehibe mandefitra. Rehefa hisondrotra ny saran’ny taksibe, mbola mety hiova indray ny vidin-dronono.



Source link

Manomboka amin’ny septambra : hiakatra ny vidin-drononon’omby (NewsMada)
Tagged on:

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Time limit is exhausted. Please reload the CAPTCHA.