Notolorana mari-boninahitry ny kanto, soratra ary kolontsaina (Ordre des arts, des lettres et de la culture) ny mpanoratra sy mpikabary valo mirahalahy nahavita be teo amin’ireo seha-kanto misy azy ireo. Hetsika notanterahina tao amin’ny efitrano Rado, Tranombokim-pirenena Anosy. Fandaharam-potoana tafiditra tao anatin’ny fanakatonana ny zaikaben’ny Federasion’ny Mpikanto Teny sy Soratra (FMTS) raha ny fanazavan-dRabenandrasana lalao, filohan’ny FMTS.

HaRy Razafindrakoto

 

Ireo notolorana mari-boninahitra :

Eo amin’ny laharan’ny « Commandeur »

– Ralaisaholimanana Louis Dominique (Ilay)

– Ratrema William Rakotoarinia

Eo amin’ny laharan’ny « Officier »

– Rabearifeno Albert

– Andrianasolo Benoit

– Rakotomahafaly Norbert Eugène (Ranöe)

– Rasolomahenina Manirisoa (Niry Solosoa)

Eo amin’ny laharan’ny « Chevalier »

– Ramangazafy Clément

– Randrianasolo Ediama



Source link

Mpanoratra sy mpikabary : nomem-boninahitra ny nahavita be (NewsMada)
Tagged on:

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Time limit is exhausted. Please reload the CAPTCHA.