Mampalahelo sady mahatsikaiky ! Noraisim-potsiny ireo jiolahy miisa telo tratra nangalatra lakolosy tao amin’ny Ekar Manakambahiny Andrefana Ambatondrazaka, ny herinandro teo. Tsy lasan’ireo jiolahy ilay lakolosy satria naneno tampoka raha iny nikasa hibata azy iny ry zalahy. Taitra, noho izany, ny mpino kristianina ao amin’ilay fiangonana ka tsy afa-nihetsika ireo mpangalatra. Efa naiditra am-ponja ry zalahy.



Source link

Tselatra (NewsMada)
Tagged on:

Leave a Reply

Your email address will not be published. Required fields are marked *

Time limit is exhausted. Please reload the CAPTCHA.